Acts 23:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitsangana teo anilany ny Tompo tamin’iny alina iny ka niteny hoe: Matokia! Tahaka ny nanambarànao Ahy tany Jerosalema no tsy maintsy mbola hanambarànao Ahy any Roma koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony alina dia niseho tamin’i Paoly ny Tompo ka nanao taminy hoe: «Matokia, fa tahaka ny nanambarànao ahy tatỳ Jerosalema no tsy maintsy anambarànao ahy any Rôma koa.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niseho tamin’i Paoly ny Tompo ny alin’iny ka nilaza taminy hoe: –Mahereza! Vavolombelona nanambara Ahy teto Jerosalema ianao, ary tsy maintsy ho vavolombelona hanambara Ahy toy izany koa any Rôma.
Malagasy Bible 1865
Ary ny Tompo nitsangana teo anilany tamin'iny alina iny ka nanao hoe: Matokia, fa tahaka ny nanambaranao Ahy tany Jerosalema no mbola hanambaranao Ahy any Roma koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitsangana teo anilany ny Tompo tamin’iny alina iny ka niteny hoe: Matokia! Tahaka ny nanambarànao Ahy tany Jerosalema no tsy maintsy mbola hanambarànao Ahy any Roma koa.
malagasy
Ary ny Tompo nitsangana teo anilany tamin'iny alina iny ka nanao hoe: Matokia, fa tahaka ny nanambaranao Ahy tany Jerosalema no mbola hanambaranao Ahy any Roma koa.