Acts 23:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony maraina dia niray tetika ny Jiosy ka niozona sy nianiana fa tsy hihinana na hisotro raha tsy mahafaty an’i Paoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao naraina ny andro, dia nisy Jody niray tetika, niozona sy nianiana fa tsy hihinana na hisotro, raha tsy efa nahafaty an’i Paoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny ampitso maraina, dia nioko ny Jiosy sasantsasany ka nanao velirano fa tsy hihinana na hisotro raha tsy efa nahafaty an’i Paoly.
Malagasy Bible 1865
Ary nony maraina dia niray tetika ny Jiosy ka niozona sy nianiana fa tsy hihinana na hisotro izy ambara-pamonony an'i Paoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony maraina dia niray tetika ny Jiosy* ka niozona sy nianiana fa tsy hihinana na hisotro raha tsy mahafaty an’i Paoly.
malagasy
[Ny namindrana an'i Paoly nankany Kaisaria mba tsy ho azon'izay efa nianiana hahafaty azy] Ary nony maraina dia niray tetika ny Jiosy ka niozona sy nianiana fa tsy hihinana na hisotro izy ambara-pamonony an'i Paoly.