Acts 23:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efapolo mahery izy no niray tetika tamin’izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy omby efapolo izy no niray tetika hanao izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihoatra ny efapolo ny isan’ny mpioko.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy omby efa-polo no niray tetika nanao izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efapolo mahery izy no niray tetika tamin’izany.
malagasy
Ary tsy omby efa-polo no niray tetika nanao izany.