Acts 23:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ren’ny zanak’anabavin’i Paoly ny vela-pandrika dia lasa nankany anaty rova izy ka nilaza tamin’i Paoly.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ren’ny zanak’anabavin’i Paoly izany teti-dratsy izany, ka nidodododo nankany anaty rova faingana izy, nampandre an’i Paoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Henon’ny zanak’anabavin’i Paoly anefa izany teti-dratsy izany; ka nankany amin’ny toby izy, dia niditra ka nampandre an’i Paoly.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ren'ny zanak'anabavin'i Paoly ny fanotrehana, dia lasa nankany anatirova izy ka nilaza tamin'i Paoly.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ren’ny zanak’anabavin’i Paoly ny vela-pandrika dia lasa nankany anaty rova izy ka nilaza tamin’i Paoly.
malagasy
Ary nony ren'ny zanak'anabavin'i Paoly ny fanotrehana, dia lasa nankany anatirova izy ka nilaza tamin'i Paoly.