Acts 23:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary niantso ny kapiteny iray hankeo aminy i Paoly ka niteny hoe: Ento mankany amin’ny mpifehy arivo ity zatovo ity fa manan-teny holazaina aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia niantso anankiray tamin’ny kapiteny i Paoly ka nanao taminy hoe: «Ento kely ity tovolahy ity ho any amin’ny komandy, fa misy zavatra holazainy aminy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia niantso ny anankiray tamin’ireo kapiteny i Paoly ka nanao taminy hoe: –Mba tariho ho any amin’ny komandy ity tovolahy ity fa misy zavatra holazainy aminy.
Malagasy Bible 1865
Ary Paoly niantso ny kapiteny anankiray hankeo aminy ka nanao hoe: Ento mankany amin'ny mpifehy arivo ity zatovo ity, fa manan-teny holazaina aminy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary niantso ny kapiteny iray hankeo aminy i Paoly ka niteny hoe: Ento mankany amin’ny mpifehy arivo ity zatovo ity fa manan-teny holazaina aminy.
malagasy
Ary Paoly niantso ny kapiteny anankiray hankeo aminy ka nanao hoe: Ento mankany amin'ny mpifehy arivo ity zatovo ity, fa manan-teny holazaina aminy izy.