Acts 23:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandray azy ilay kapiteny ka nitondra azy ho any amin’ny mpifehy arivo, niteny hoe: I Paoly mpifatotra no niantso ahy hankeo aminy ka nangataka ahy hitondra ity zatovo ity hanketo aminao, fa manan-teny holazaina aminao, hono, izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noraisin’ny kapiteny razazalahy, nentiny tany amin’ny komandy, ka hoy izy: «Niangavian’i Paoly mpifatotra hitondra an-drazazalahy ity ho atỳ aminao aho, fa misy zavatra holazainy aminao, hono.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nitondra ilay tovolahy nankao amin’ny komandy ilay kapiteny sady niteny hoe: –Niantso ahy i Paoly mpifatotra, ka nangataka ahy hitondra ity tovolahy ity atỳ aminao fa misy zavatra holazainy aminao.
Malagasy Bible 1865
Koa dia nandray azy ilay kapiteny ka nitondra azy ho any amin'ny mpifehy arivo, dia nanao hoe: Paoly mpifatotra niantso ahy hankeo aminy ka nangataka ahy hitondra ity zatovo ity hanketo aminao, fa manan-teny holazaina aminao, hono, izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandray azy ilay kapiteny ka nitondra azy ho any amin’ny mpifehy arivo, niteny hoe: I Paoly mpifatotra no niantso ahy hankeo aminy ka nangataka ahy hitondra ity zatovo ity hanketo aminao, fa manan-teny holazaina aminao, hono, izy.
malagasy