Acts 23:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia noraisin’ilay mpifehy arivo tamin’ny tanany izy ka nony efa nitokana tao amin’ny mangingina izy ireo dia nanontaniany hoe: Inona moa no teny holazainao amiko?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noraisin’ny komandy tamin’ny tanany ilay zazalahy, nentiny nitanila kely, dia nanontaniany hoe: «Inona no holazainao amiko?»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia nandray ny tanan’ilay tovolahy ny komandy ka nitondra azy hitokana ary nanontany azy hoe: –Inona izato holazainao amiko?
Malagasy Bible 1865
Ary ny mpifehy arivo nitantana azy, ary nony efa nitokana tao amin'ny mangingina izy, dia nanontaniany hoe: Inona moa no teny holazainao amiko?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia noraisin’ilay mpifehy arivo tamin’ny tanany izy ka nony efa nitokana tao amin’ny mangingina izy ireo dia nanontaniany hoe: Inona moa no teny holazainao amiko?
malagasy
Ary ny mpifehy arivo nitantana azy, ary nony efa nitokana tao amin'ny mangingina izy, dia nanontaniany hoe: Inona moa no teny holazainao amiko?