Acts 23:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandidy ireo izay nitsangana teo anilany hikapoka ny vavany i Ananiasy mpisoronabe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay i Anania mpisorona lehibe dia nandidy ny mpiandry raharahany hamely tehamaina ny vavany,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa i Hananià mpisorombe kosa nanome baiko ireo olona teo anilan’i Paoly mba hamely tehamaina ny vavany.
Malagasy Bible 1865
Ary Ananiasy mpisoronabe nandidy izay nitsangana teo hamely ny vavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandidy ireo izay nitsangana teo anilany hikapoka ny vavany i Ananiasy mpisoronabe*.
malagasy
Ary Ananiasy mpisoronabe nandidy izay nitsangana teo hamely ny vavany.