Acts 23:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy ilay zatovo: Ny Jiosy dia efa nifanaiky hangataka aminao hampidina an’i Paoly ho any amin’ny Sinedriona rahampitso, mody milaza izy fa ta hanadina azy marimarina kokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary hoy ny navaliny: «Nifanaiky ny Jody, fa hangataka aminao hampidina an’i Paoly ho eny amin’ny Sanedrìna rahampitso, mody hoe hamototra lalindalina kokoa ny aminy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia hoy izy: –Nifanaiky ny Jiosy fa hangataka ny hitondranao an’i Paoly hankao amin’ny Fitsarana ambony rahampitso, mody hoe te hanadihady mazavazava kokoa ny momba azy.
Malagasy Bible 1865
Dia hoy ilay zatovo: Ny Jiosy efa nifanaiky hangataka aminao hampidina an'i Paoly ho any amin'ny Synedriona rahampitso, mody ta-hanadina azy marimarina kokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy ilay zatovo: Ny Jiosy dia efa nifanaiky hangataka aminao hampidina an’i Paoly ho any amin’ny Sinedriona rahampitso, mody milaza izy fa ta hanadina azy marimarina kokoa.
malagasy
Dia hoy ilay zatovo: Ny Jiosy efa nifanaiky hangataka aminao hampidina an'i Paoly ho any amin'ny Synedriona rahampitso, mody ta-hanadina azy marimarina kokoa.