Acts 23:24 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
itondray biby koa hitaingenan’i Paoly hitondra azy soa amantsara ho any amin’i Feliksa governora.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary manomàna soavaly hitaingenan’i Paoly koa, hitondranareo azy soa aman-tsara ho any amin’i Feliksa governora. (Fa natahotra izy sao tsoahan’ny Jody eny i Paoly, dia hovonoiny, ka ny tenany indray no ho voahoso-dratsy hoe nandray vola any aoriana any).
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Anomano soavaly koa hitaingenan’i Paoly, hahatonga azy soa aman-tsara any amin’i Feliksa governora.
Malagasy Bible 1865
ary itondray biby koa hitaingenan'i Paoly hitondra azy soa aman-tsara ho any amin'i Feliksa mpanapaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
itondray biby koa hitaingenan’i Paoly hitondra azy soa amantsara ho any amin’i Feliksa governora.
malagasy
ary itondray biby koa hitaingenan'i Paoly hitondra azy soa aman-tsara ho any amin'i Feliksa mpanapaka.