Acts 23:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Miarahaba an’i Feliksa, governora tsara indrindra, i Klaodio Lisia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Avy miarahaba an’i Feliksa tsara indrindra aho Klaody Lisiasy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Izaho Klaody Lisia dia manolotra ny fiarahabana ho anao Andriamatoa hajaina, Feliksa governora.
Malagasy Bible 1865
Klaodio Lysia miarahaba an'i Feliksa, mpanapaka tsara indrindra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Miarahaba an’i Feliksa, governora tsara indrindra, i Klaodio Lisia.
malagasy
Klaodio Lysia miarahaba an'i Feliksa, mpanapaka tsara indrindra.