Acts 23:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ity lehilahy ity dia nosamborin’ny Jiosy ka efa saika novonoiny; fa nony fantatro fa Romana izy dia nitondra miaramila aho ka namonjy azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nosamborin’ny Jody ity lehilahy ity, ary efa ndeha hovonoiny; nefa nony fantatro fa hoe Rômanina izy, dia nitondra miaramila aho ka nanafaka azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nosamborin’ny Jiosy ity lehilahy ity ary efa ndeha hovonoiny no fantatro fa mizaka ny zom-pirenena rômanina: dia nitondra miaramila aho ka nanafaka azy.
Malagasy Bible 1865
Ity lehilahy ity dia nosamborin'ny Jiosy ka efa saiky novonoiny; fa nony fantatro fa Romana izy, dia nitondra ny miaramila aho ka namonjy azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ity lehilahy ity dia nosamborin’ny Jiosy* ka efa saika novonoiny; fa nony fantatro fa Romana izy dia nitondra miaramila aho ka namonjy azy.
malagasy
Ity lehilahy ity dia nosamborin'ny Jiosy ka efa saiky novonoiny; fa nony fantatro fa Romana izy, dia nitondra ny miaramila aho ka namonjy azy.