Acts 23:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary satria ta hahalala tsara izay niampangany azy aho dia nentiko nidina teo amin’ny Sinedriona izy;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Te hahalala ny heloka niampangany azy aho, ka nitondra azy nankeo amin’ny Sanedrìna.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary satria te hahalala izay anton’ny niampangan’ny Jiosy azy aho, dia nentiko teo anatrehan’ny Fitsarana ambony izy.
Malagasy Bible 1865
Ary satria ta-hahalala tsara izay niampangany azy aho, dia nentiko nidina ho eo amin'ny Synedriona izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary satria ta hahalala tsara izay niampangany azy aho dia nentiko nidina teo amin’ny Sinedriona* izy;
malagasy
Ary satria ta-hahalala tsara izay niampangany azy aho, dia nentiko nidina ho eo amin'ny Synedriona izy;