Acts 23:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa hitako fa adihevitra ny amin’ny lalànany no niampangany azy fa tsy nisy fiampangana azy izay tokony hahafaty na hamatorana azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hitako fa ady hevitra momba ny Lalàny no nitoriana azy, fa tsy nanao ratsy tokony hanamelohana azy ho faty na hanaovana azy an-tranomaizina akory izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hitako fa adihevitra momba ny lalàna n-dry zareo no niampangany azy, fa tsy nisy fiampangana tokony hanamelohana azy ho faty na hanaovana azy am-ponja.
Malagasy Bible 1865
dia hitako fa ady hevitra ny amin'ny lalàny no niampangany azy, fa tsy nisy niampangany azy izay tokony hahafaty na hamatorana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa hitako fa adihevitra ny amin’ny lalànany no niampangany azy fa tsy nisy fiampangana azy izay tokony hahafaty na hamatorana azy.
malagasy
dia hitako fa ady hevitra ny amin'ny lalàny no niampangany azy, fa tsy nisy niampangany azy izay tokony hahafaty na hamatorana azy.