Acts 23:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nalain’ny miaramila i Paoly araka ny nandidiana azy ka noentiny iny alina iny ihany ho any Antipatria.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia noraisin’ny miaramila i Paoly, ka nentiny nankany Antipatrisy iny alina iny ihany, araka ny didy azony.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Araka ny baiko azony, dia nalain’ireo miaramila i Paoly ka iny alina iny ihany dia nentiny tany Antipatrida.
Malagasy Bible 1865
Dia nalain'ny miaramila Paoly araka ny nandidiana azy ka nentiny tamin'iny alina iny ho any Antipatria.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nalain’ny miaramila i Paoly araka ny nandidiana azy ka noentiny iny alina iny ihany ho any Antipatria.
malagasy
Dia nalain'ny miaramila Paoly araka ny nandidiana azy ka nentiny tamin'iny alina iny ho any Antipatria.