Acts 23:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony ampitso dia navelany handeha hiaraka aminy ny mpitaingin-tsoavaly, fa izy ireo kosa dia niverina ho any an-dapa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony ampitso, dia ry zareo an-tsoavaly no nasainy nanohy ny dia niaraka taminy, fa izy ireo kosa niverina nankany anaty rova.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony ampitso, dia niverina nody ny miaramila an-tongotra, fa ny miaramila an-tsoavaly no navelany hanohy ny dia miaraka amin’i Paoly.
Malagasy Bible 1865
Ary nony ampitso dia navelany handeha hiaraka aminy ny an-tsoavaly, fa izy kosa niverina ho any anati-rova.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony ampitso dia navelany handeha hiaraka aminy ny mpitaingin-tsoavaly, fa izy ireo kosa dia niverina ho any an-dapa.
malagasy
Ary nony ampitso dia navelany handeha hiaraka aminy ny an-tsoavaly, fa izy kosa niverina ho any anati-rova.