Acts 23:33 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga tany Kaisaria ireo dia nanolotra ny taratasy tamin’ny governora sady nanolotra an’i Paoly ho eo anatrehany koa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa tonga tany Sezarea izy ireo, dia natolony ny governora ny taratasy, ary narosony teo anatrehany koa i Paoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Vao tonga tany Kesaria, dia natolotr’ireo miaramila an-tsoavaly tamin’ny governora ilay taratasy ary narosony teo anoloany koa i Paoly.
Malagasy Bible 1865
Rehefa tonga tany Kaisaria ireo, dia nanolotra ny taratasy tamin'ny mpanapaka sady nanolotra an'i Paoly ho eo anatrehany koa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga tany Kaisaria ireo dia nanolotra ny taratasy tamin’ny governora sady nanolotra an’i Paoly ho eo anatrehany koa.
malagasy
Rehefa tonga tany Kaisaria ireo, dia nanolotra ny taratasy tamin'ny mpanapaka sady nanolotra an'i Paoly ho eo anatrehany koa.