Acts 23:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izay nitsangana teo dia niteny hoe: Tevatevainao va ny mpisoronaben’Andriamanitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia hoy ny olona nanatrika teo: «Tevatevainao lahy ny lehiben’ny mpisoron’Andriamanitra!»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry zareo teo anilan’i Paoly kosa nilaza taminy hoe: –Maniratsira ny mpisoromben’Andriamanitra ianao!
Malagasy Bible 1865
Ary izay nitsangana teo dia nanao hoe: Tevatevainao va ny mpisoronaben'Andriamanitra?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izay nitsangana teo dia niteny hoe: Tevatevainao va ny mpisoronaben’Andriamanitra?
malagasy
Ary izay nitsangana teo dia nanao hoe: Tevatevainao va ny mpisoronaben'Andriamanitra?