Acts 23:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy i Paoly: Tsy fantatro fa Mpisoronabe izy, ry rahalahy; fa voasoratra hoe: «Aza miteny ratsy ny mpitondra ny firenenao» (Eks 22.27).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary namaly i Paoly ka nanao hoe: «Tsy fantatro ho mpisorona lehibe izy, ry rahalahy, fa voasoratra hoe: Aza manevateva ny lehiben’ny vahoaka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Paoly hoe: –Tsy fantatro, ry rahalahy, fa izy no mpisorombe. Eny, izao tokoa no voalazan’ny Soratra Masina: «Aza miteny ratsy ny lehibem-pirenenao.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy Paoly: Tsy fantatro fa mpisoronabe izy, ry rahalahy; fa voasoratra hoe: Aza miteny ratsy ny mpanapaka ny firenenao (Eks. 22. 27).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy i Paoly: Tsy fantatro fa Mpisoronabe izy, ry rahalahy; fa voasoratra hoe: «Aza miteny ratsy ny mpitondra ny firenenao» (Eks 22.27).
malagasy
Ary hoy Paoly: Tsy fantatro fa mpisoronabe izy, ry rahalahy; fa voasoratra hoe: Aza miteny ratsy ny mpanapaka ny firenenao (Eks. 22. 27).