Acts 23:7 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary rehefa nilaza izany izy dia nifanditra ny Fariseo sy ny Sadoseo ka nizara roa toko ny olona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Vao nilaza izany izy dia nifanditra ny Farisianina sy ny Sadoseanina, ka nizara roa toko ny olona teo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony voalazan’i Paoly izany teny izany, dia nifanditra ny Farisianina sy ny Tsadoseanina, ka nizara roa toko ny mpivory.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nilaza izany izy, dia nifanditra ny Fariseo sy ny Sadoseo, ka nizara roa toko ny olona maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary rehefa nilaza izany izy dia nifanditra ny Fariseo sy ny Sadoseo ka nizara roa toko ny olona.
malagasy
Ary rehefa nilaza izany izy, dia nifanditra ny Fariseo sy ny Sadoseo, ka nizara roa toko ny olona maro.