Acts 24:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa notondroin’ny governora hiteny i Paoly dia nilaza hoe: Fantatro fa mpitsara amin’ity firenena ity hatry ny ela ianao ka faly aho handaha-teny hanala tsiny ny tenako;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary rehefa notondroin’ny governora hiteny i Paoly, dia namaly ka nanao hoe: «Fantatro fa taona maro no efa nitondranao ity firenena ity, ka amin-toky no hitenenako hanala tsiny ny tenako.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Notondroin’ny governora hiteny i Paoly ka namaly hoe: –Fantatro fa efa mpitsara hatramin’ny taona maro eto amin’ity firenena ity ianao ka amim-pitokiana no andaharako ny fiarovako tena.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa notondroin'ny mpanapaka hiteny Paoly, dia namaly ka nanao hoe: Fantatro fa ianao dia efa mpitsara ela tamin'ity firenena ity, ka dia faly aho handaha-teny hanala tsiny ny tenako;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa notondroin’ny governora hiteny i Paoly dia nilaza hoe: Fantatro fa mpitsara amin’ity firenena ity hatry ny ela ianao ka faly aho handaha-teny hanala tsiny ny tenako;
malagasy
Ary rehefa notondroin'ny mpanapaka hiteny Paoly, dia namaly ka nanao hoe: Fantatro fa ianao dia efa mpitsara ela tamin'ity firenena ity, ka dia faly aho handaha-teny hanala tsiny ny tenako;