Acts 24:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
azonao fantarina fa mbola tsy mihoatra noho ny roa amby folo andro izay no niakarako hivavaka tany Jerosalema.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy mihoatra ny roa ambin’ny folo andro izao no niakarako hivavaka tany Jerosalema, sady azonao fantarina mora foana izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Azonao itadiavana porofo fa tsy mbola mihoatra ny 12 andro no nahatongavako tany Jerosalema mba hivavaka amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
fa azonao fantarina mora fa tsy mba mihoatra noho ny roa ambin'ny folo andro izay no niakarako hivavaka tany Jerosalema.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
azonao fantarina fa mbola tsy mihoatra noho ny roa amby folo andro izay no niakarako hivavaka tany Jerosalema.
malagasy
fa azonao fantarina mora fa tsy mba mihoatra noho ny roa ambin'ny folo andro izay no niakarako hivavaka tany Jerosalema.