Acts 24:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy nisy nahita ahy niady hevitra tamin’olona teo amin’ny tempoly, na nampitabataba ny vahoaka tao amin’ny sinagoga, na tao an-tanàna;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary tsy nisy nahita ahy niady hevitra tamin’olona tao an-Tempoly, na nampitabataba vahoaka tao amin’ny sinagoga,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy nisy nahita ahy niady hevitra tamin’olona tao an- kianjan’ny tempoly na koa nampitabataba vahoaka tao amin’ny sinagôga na tany an-toeran-kafa tao an-tanàna.
Malagasy Bible 1865
Ary tsy nisy nahita ahy niady hevitra tamin'olona teo an-kianjan'ny tempoly na nampitabataba ny vahoaka tao amin'ny synagoga, na tao an-tanàna;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy nisy nahita ahy niady hevitra tamin’olona teo amin’ny tempoly*, na nampitabataba ny vahoaka tao amin’ny sinagoga*, na tao an-tanàna;
malagasy
Ary tsy nisy nahita ahy niady hevitra tamin'olona teo an-kianjan'ny tempoly na nampitabataba ny vahoaka tao amin'ny synagoga, na tao an-tanàna;