Acts 24:13 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary tsy hain’ireo olona ireo hamarinina eto anatrehanao izay zavatra iampangany ahy ankehitriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
na tao an-tanàna. Tsy azony hamarinina velively izao zavatra iampangany ahy izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary tsy afaka hanome porofo anao amin’izay iampangany ahy ry zareo.
Malagasy Bible 1865
ary tsy hainy hamarinina eto anatrehanao izay zavatra iampangany ahy ankehitriny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary tsy hain’ireo olona ireo hamarinina eto anatrehanao izay zavatra iampangany ahy ankehitriny.
malagasy
ary tsy hainy hamarinina eto anatrehanao izay zavatra iampangany ahy ankehitriny.