Acts 24:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary manana fanantenana amin’Andriamanitra aho, izay antenain’izy ireo koa, dia ny hisian’ny fitsanganan’ny marina sy ny tsy marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary manantena amin’Andriamanitra tahaka azy ireo koa, fa samy hitsangan-ko velona avy any amin’ny maty, na ny olo-marina na ny olo-meloka,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Matoky an’Andriamanitra aho ary manantena, tahaka ny nanantenan-dry zareo koa, fa samy hitsangana ho velona, na ny olo-marina na ny olo-meloka.
Malagasy Bible 1865
ary manantena amin'Andriamanitra aho, izay antenain'izy ireo koa, fa hisy fitsanganan'ny marina sy ny meloka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary manana fanantenana amin’Andriamanitra aho, izay antenain’izy ireo koa, dia ny hisian’ny fitsanganan’ny marina sy ny tsy marina.
malagasy
ary manantena amin'Andriamanitra aho, izay antenain'izy ireo koa, fa hisy fitsanganan'ny marina sy ny meloka.