Acts 24:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany dia mikely aina koa aho mba hanana mandrakariva fieritreretana tsy manameloka ahy na amin’Andriamanitra na amin’olombelona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka noho izany dia nikely aina mandrakariva koa aho mba tsy hotsinin’ny fieritreretako, na eo anatrehan’Andriamanitra, na eo anatrehan’ny olombelona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia miezaka lalandava aho mba tsy homelohin’ny fieritreretako eo anatrehan’Andriamanitra sy ny olona.
Malagasy Bible 1865
Ary amin'izany dia mikely aina koa aho mba hanana fieritreretana tsy manameloka ahy na amin'Andriamanitra na amin'olombelona mandrakariva.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany dia mikely aina koa aho mba hanana mandrakariva fieritreretana tsy manameloka ahy na amin’Andriamanitra na amin’olombelona.
malagasy
Ary amin'izany dia mikely aina koa aho mba hanana fieritreretana tsy manameloka ahy na amin'Andriamanitra na amin'olombelona mandrakariva.