Acts 24:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nony afaka taona maro dia tonga aho hitondra fiantrana sy fanatitra ho an’ny fireneko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony afaka taona maro, dia tonga nitondra fiantrana ho an’ny fireneko aho, sy nanolotra fanatitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Taona maro no tsy naha tao Jerosalema ahy vao tafaverina indray aho nitondra vola ho fanampiana ny fireneko ary hanolotra fanatitra amin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Ary nony afaka taona maro, dia tonga aho hitondra fiantrana sy fanatitra ho an'ny fireneko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nony afaka taona maro dia tonga aho hitondra fiantrana sy fanatitra ho an’ny fireneko.
malagasy
Ary nony afaka taona maro, dia tonga aho hitondra fiantrana sy fanatitra ho an'ny fireneko.