Acts 24:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa tamin’izay no hitany voadio teo amin’ny tempoly aho, tsy niaraka tamin’olona maro anefa aho tamin’izany, na tamin’ny fitabatabana, fa Jiosy sasany avy any Azia no teo;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay no nahitan’izy ireo ahy tao an-Tempoly avy nandio tena, tsy nisy famoriam-bahoaka, na tabataba velively,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany indrindra no nataoko tamin’ny nahitan-dry zareo ahy tao an-kianjan’ny tempoly: nanao ny fombam-pihavanana fidiovana aho, ka tsy nisy vahoaka vory na tabataba niseho.
Malagasy Bible 1865
Ary tamin'izay dia hitany voadio teo an-kianjan'ny tempoly aho, tsy tamin'ny olona maro anefa, na tamin'ny fitabatabana; fa nisy Jiosy sasany avy any Asia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa tamin’izay no hitany voadio teo amin’ny tempoly aho, tsy niaraka tamin’olona maro anefa aho tamin’izany, na tamin’ny fitabatabana, fa Jiosy* sasany avy any Azia no teo;
malagasy
Ary tamin'izay dia hitany voadio teo an-kianjan'ny tempoly aho, tsy tamin'ny olona maro anefa, na tamin'ny fitabatabana; fa nisy Jiosy sasany avy any Asia,