Acts 24:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izy ireo no tokony hiseho eto anatrehanao mba hiampanga ahy, raha toa misy izay hiampangany ahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa Jody sasany avy any Azia no teo, ka ireo aza no tokony hiseho eto anatrehanao hiampanga ahy, raha misy izay hiampangany ahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa Jiosy sasantsasany avy tamin’ny faritany Azia no tao, ka izy ireo no tokony hanatrika anao etoana hiampanga ahy raha manana alahelo amiko.
Malagasy Bible 1865
- tokony hiseho eto anatrehanao ireo mba hiampanga ahy, raha tàhiny misy izay hiampangany ahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izy ireo no tokony hiseho eto anatrehanao mba hiampanga ahy, raha toa misy izay hiampangany ahy.
malagasy
- tokony hiseho eto anatrehanao ireo mba hiampanga ahy, raha tàhiny misy izay hiampangany ahy.