Acts 24:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Na aoka ireto olona ireto ihany no hilaza izay ratsy hitany, raha nitsangana teo anatrehan’ny Sinedriona aho,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na aoka ry zareo ireto ihany no hilaza izay ratsy hitany nataoko, raha niseho teo anatrehan’ny Sanedrìna aho;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na aoka ireto olona ireto hilaza raha misy fahadisoana heveriny fa mahameloka ahy tamin’ilay nijoroako niatrika ny Fitsarana ambony,
Malagasy Bible 1865
Na aoka ireto olona ireto ihany no hilaza izay ratsy hitany raha nitsangana teo anatrehan'ny Synedriona aho,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Na aoka ireto olona ireto ihany no hilaza izay ratsy hitany, raha nitsangana teo anatrehan’ny Sinedriona* aho,
malagasy
Na aoka ireto olona ireto ihany no hilaza izay ratsy hitany raha nitsangana teo anatrehan'ny Synedriona aho,