Acts 24:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
afa-tsy izao teny iray loha izao ihany angaha, dia ilay nolazaiko mafy raha nijoro teo afovoany aho hoe: Ny amin’ny fitsanganan’ny maty no itsarana ahy eto anatrehanareo anio.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
afa-tsy raha hoe, heveriny ho heloka angaha ilay teny indraimbava voalazako teo afovoan’izy ireo hoe: Ny amin’ny fitsanganan’ny maty no hitsarana ahy eto anatrehanareo anio.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
afa-tsy ilay fanambaràna nataoko tamin’ny feo avo fony izaho nijoro nanoloana azy rehetra hoe: «Noho izaho mino ny fitsanganan’ny maty no itsarana ahy eto anatrehanareo anio.»
Malagasy Bible 1865
afa-tsy izao teny iray loha izao ihany, dia ilay nantsoiko raha nijanona teo afovoany aho hoe: Ny amin'ny fitsanganan'ny maty no itsarana ahy eto anatrehanareo anio.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
afa-tsy izao teny iray loha izao ihany angaha, dia ilay nolazaiko mafy raha nijoro teo afovoany aho hoe: Ny amin’ny fitsanganan’ny maty no itsarana ahy eto anatrehanareo anio.
malagasy
afa-tsy izao teny iray loha izao ihany, dia ilay nantsoiko raha nijanona teo afovoany aho hoe: Ny amin'ny fitsanganan'ny maty no itsarana ahy eto anatrehanareo anio.