Acts 24:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Efa fantatr’i Feliksa tsara ihany ny amin’izany fampianarana izany, koa nasainy nandeha aloha izy rehetra ary hoy izy: Rehefa tafidina atỳ i Lisia, mpifehy arivo, dia hofotorako tsara ny raharahanareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fantatr’i Feliksa tsara ny amin’io Lalana io, ka noravany ny olona nilazany hoe: «Rahefa tonga i Lisiasy komandy, dia hofotorako tsara ny raharahanareo.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fantatr’i Feliksa mazava tokoa ny amin’ity lalana nosoritan’Andriamanitra ity ka dia nahemony ho aoriana ny fanohizana ny fitsarana sady noravany izy rehetra nilazany hoe: –Rehefa tafidina atỳ i Lisia komandy, dia hanapa-kevitra momba ny raharahanareo aho.
Malagasy Bible 1865
Ary satria fantatr'i Feliksa tsaratsara kokoa ny amin'izany fampianarana izany, dia nampandeha azy rehetra izy aloha ka nanao hoe: Rehefa tafidinay Lysia, mpifehy arivo, dia hofotorako tsara ny raharahanareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Efa fantatr’i Feliksa tsara ihany ny amin’izany fampianarana izany, koa nasainy nandeha aloha izy rehetra ary hoy izy: Rehefa tafidina atỳ i Lisia, mpifehy arivo, dia hofotorako tsara ny raharahanareo.
malagasy
Ary satria fantatr'i Feliksa tsaratsara kokoa ny amin'izany fampianarana izany, dia nampandeha azy rehetra izy aloha ka nanao hoe: Rehefa tafidinay Lysia, mpifehy arivo, dia hofotorako tsara ny raharahanareo. [ Gr. lalàna]