Acts 24:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia nandidy ny kapiteny izy mba hiambina an’i Paoly nefa hanome fahafahana azy ihany ka tsy handrara na iza na iza amin’ireo akaiky azy tsy hanompo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nasainy nambenan’ny kapiteny i Paoly, nefa avela hiadanadana ihany, ary tsy raràna tsy hanampy azy ny mpomba azy na iray aza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nomen’ny governora baiko ilay kapiteny mpiandraikitra an’i Paoly mba hiambina azy, saingy hamela azy halaladalaka ihany sady tsy hisy sakaizany sakanana tsy hikarakara azy.
Malagasy Bible 1865
Ary izy nandidy ny kapiteny hiambina an'i Paoly sy hamela azy hitsangantsangana ary tsy handrara olona na dia iray akory aza amin'ny sakaizany izay ho avy hanompo azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia nandidy ny kapiteny izy mba hiambina an’i Paoly nefa hanome fahafahana azy ihany ka tsy handrara na iza na iza amin’ireo akaiky azy tsy hanompo azy.
malagasy
Ary izy nandidy ny kapiteny hiambina an'i Paoly sy hamela azy hitsangantsangana ary tsy handrara olona na dia iray akory aza amin'ny sakaizany izay ho avy hanompo azy.