Acts 24:25 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitory ny amin’ny fahamarinana sy ny fifehezan-tena ary ny fitsarana ho avy izy dia raiki-tahotra i Feliksa ka niteny hoe: Mandehana aloha; fa raha misy fotoana malalaka dia hampaka anao indray aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nilaza ny amin’ny fahamarinana sy ny fahononana ary ny fitsarana ho avy i Paoly, dia raiki-tahotra i Feliksa ka nanao hoe: «Mandehana aloha, fa raha vao misy malalaka dia hampiantso anao indray aho.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha nidinidinika momba ny toetra tia rariny sy mahonon-tena ary momba ny fitsarana ho avy anefa i Paoly, dia raiki-tahora i Feliksa ka nanao hoe: –Mandehana aloha izao, fa hampiantso anao indray aho rehefa malalaka!
Malagasy Bible 1865
Ary raha nitory ny amin'ny fahamarinana sy ny fahononana ary ny fitsarana ho avy izy, dia raiki-tahotra Feliksa ka namaly hoe: Mandehana angaloha; fa raha malalaka, dia hampaka anao indray aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Ary raha nitory ny amin'ny fahamarinana sy ny fahononana ary ny fitsarana ho avy izy, dia raiki-tahotra Feliksa ka namaly hoe: Mandehana angaloha; fa raha malalaka, dia hampaka anao indray aho.