Acts 24:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanantena koa mantsy izy fa hanome vola azy i Paoly dia nampaka azy matetika izy ka niresaka taminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nanantena homen’i Paoly vola koa izy tamin’izany, ka nampiantso azy matetika sy niresaka taminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nanantena koa i Feliksa fa homen’i Paoly vola, ka izany no nampanalainy azy matetika hiresahana.
Malagasy Bible 1865
Sady nanantena koa izy fa homen'i Paoly vola; ka dia nampaka azy matetika izy ka niresaka taminy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanantena koa mantsy izy fa hanome vola azy i Paoly dia nampaka azy matetika izy ka niresaka taminy.
malagasy
Sady nanantena koa izy fa homen'i Paoly vola; ka dia nampaka azy matetika izy ka niresaka taminy.Ary rehefa afaka roa taona, dia Porsio Festosy no nandimby an'i Feliksa; ary Feliksa ta-hahazo sitraka tamin'ny Jiosy, ka dia mbola navelany ho mpifatotra ihany Paoly.