Acts 24:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa raisinay amin’ny fankasitrahana mandrakariva eny tontolo eny izany, ry Feliksa tsara indrindra ô.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia raisinay amim-pankasitrahana mandrakariva sy hatraiza hatraiza.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa noho ireo soa raisinay lalandava ary hatraiza hatraiza, dia mankasitraka anao tokoa izahay.
Malagasy Bible 1865
Hianao no ahazoanay fiadanana lehibe, ary ny fitondranao efa nampandry tsara ity firenena ity; koa raisinay amin'ny fankasitrahana mandrakariva eny tontolo eny izany, ry Feliksa tsara indrindra ô.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa raisinay amin’ny fankasitrahana mandrakariva eny tontolo eny izany, ry Feliksa tsara indrindra ô.
malagasy
Hianao no ahazoanay fiadanana lehibe, ary ny fitondranao efa nampandry tsara ity firenena ity; koa raisinay amin'ny fankasitrahana mandrakariva eny tontolo eny izany, ry Feliksa tsara indrindra ô.