Acts 24:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mba tsy hitazonako anao ela loatra dia miangavy anao aho, mba henoy kely amin’ny faharetana izahay.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa mba tsy hanahiranako anao ela loatra, dia mihanta amin’ny hamoram-ponao izahay, mba henoy kely izao:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy te hitana anao maharitra anefa aho fa niangavy ny hamoram-ponao mba hihaino anay vetivety.
Malagasy Bible 1865
Fa mba tsy hanahirana anao ela loatra aho, trarantitra ianao, henoy kely amin'ny faharetana izahay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mba tsy hitazonako anao ela loatra dia miangavy anao aho, mba henoy kely amin’ny faharetana izahay.
malagasy
Fa mba tsy hanahirana anao ela loatra aho, trarantitra ianao, henoy kely amin'ny faharetana izahay.