Acts 24:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nitady handoto ny tempoly koa izy io; koa izany no nisamboranay azy; tianay hotsaraina araka ny lalànanay izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary efa nitady hametaveta ny Tempoly aza, ka dia io izy nosamborinay: Ny hitsara azy araka ny lalànay no nokasainay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tempoly avy aza no sahiny vetavetaina, ka dia nosamborinay izy. [Satrinay ny hitsara azy araka ny lalànanay,
Malagasy Bible 1865
Izy io koa nitady handoto ny tempoly; dia nosamborinay izy;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nitady handoto ny tempoly* koa izy io; koa izany no nisamboranay azy; tianay hotsaraina araka ny lalànanay izy.
malagasy
Izy io koa nitady handoto ny tempoly; dia nosamborinay izy; [ Ampio hoe: ka tianay hotsaraina araka ny lalànay]