Acts 24:7 — Compare Translations

5 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa tonga i Lisia, mpifehy arivo, dia nanao an-keriny ka naka azy teo an-tananay. Ary nasainy nankaty aminao ny mpiampanga azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Kanjo tonga i Lisiasy komandy naka azy an-keriny teo am-pelatananay.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
kanefa tonga i Lisia komandy nanao an-keriny mafy naka azy teo am-pelatananay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa tonga i Lisia, mpifehy arivo, dia nanao an-keriny ka naka azy teo an-tananay. Ary nasainy nankaty aminao ny mpiampanga azy.
malagasy
[Fa tonga Lysia, mpifehy arivo, dia nanao an-keriny ka naka azy teo an-tananay. Ary nasainy nankaty aminao ny mpiampanga azy]