Acts 25:10 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hoy i Paoly: Eto amin’ny fitsaran’i Kaisara, izay tokony hitsarana ahy, no itsanganako. Tsy nanao ratsy na inona na inona tamin’ny Jiosy aho, ary na ianao aza dia mahafantatra tsara izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navalin’i Paoly: «Efa eto amin’ny fitsaran’i Sezara aho, ka mby eto amin’ny tokony hitsarana ahy. Tsy nanisy ratsy ny Jody aho, araka ny fantatrao marina rahateo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa novalian’i Paoly hoe: –Eto amin’ny fitsaran’ny amperôra rômanina izay tokony hitsarana ahy no ijoroako. Tsy nanisy ratsy ny Jiosy aho, ka na ianao aza dia mahalala izany tsara tokoa.
Malagasy Bible 1865
Fa hoy Paoly: Eto amin'ny fitsaran'i Kaisara, izay tokony hitsarana ahy, no itsanganako. Tsy nanisy ratsy ny Jiosy akory aho, ary na ianao aza dia mahafantatra izany marina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hoy i Paoly: Eto amin’ny fitsaran’i Kaisara, izay tokony hitsarana ahy, no itsanganako. Tsy nanao ratsy na inona na inona tamin’ny Jiosy aho, ary na ianao aza dia mahafantatra tsara izany.
malagasy
Fa hoy Paoly: Eto amin'ny fitsaran'i Kaisara, izay tokony hitsarana ahy, no itsanganako. Tsy nanisy ratsy ny Jiosy akory aho, ary na ianao aza dia mahafantatra izany marina.