Acts 25:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa niresaka tamin’ny mpanolotsaina i Festosy dia namaly hoe: Efa nifidy ny handahatra any anatrehan’i Kaisara ianao ka ho any amin’i Kaisara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tamin’izay, nidinika tamin’ny mpanolo-tsaina azy aloha i Festosy vao namaly hoe: «Nangataka hotsarain’i Sezara ianao, ka dia handeha ho any amin’i Sezara.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony avy nifampidinika tamin’ny mpanolotsaina i Festo, dia nanao hoe: –Nampiakarinao amin’ny amperôra rômanina ny raharaha, ka dia ho any amin’ny amperôra rômanina ianao.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa niresaka tamin'ny mpanolo-tsaina Festosy, dia namaly hoe: Efa nifidy ny handahatra any anatrehan'i Kaisara ianao, ka dia ho any amin'i Kaisara ihany ianao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa niresaka tamin’ny mpanolotsaina i Festosy dia namaly hoe: Efa nifidy ny handahatra any anatrehan’i Kaisara ianao ka ho any amin’i Kaisara.
malagasy
Ary rehefa niresaka tamin'ny mpanolo-tsaina Festosy, dia namaly hoe: Efa nifidy ny handahatra any anatrehan'i Kaisara ianao, ka dia ho any amin'i Kaisara ihany ianao.