Acts 25:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria nipetraka andro maro teo ry zareo dia nambaran’i Festosy tamin’ny mpanjaka ny amin’i Paoly ka hoy izy: Misy gadra iray navelan’i Feliksa ato,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Naharitra andro maromaro no nitoerany tao, ka nambaran’i Festosy tamin’ny mpanjaka ny amin’i Paoly. Hoy izy: «Misy mpifatotra anankiray navelan’i Feliksa eto.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa satria naharitra andro maro no nitoerany tao, dia novelabelarin’i Festo tamin’ny mpanjaka ny raharahan’i Paoly: –Misy lehilahy izay navelan’i Feliksa ho mpifatotra ao.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nitoetra teo andro maro izy, dia nambaran'i Festosy tamin'ny mpanjaka ny amin'i Paoly, ka hoy izy: Misy mpifatotra anankiray ato navelan'i Feliksa,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria nipetraka andro maro teo ry zareo dia nambaran’i Festosy tamin’ny mpanjaka ny amin’i Paoly ka hoy izy: Misy gadra iray navelan’i Feliksa ato,
malagasy
Ary rehefa nitoetra teo andro maro izy, dia nambaran'i Festosy tamin'ny mpanjaka ny amin'i Paoly, ka hoy izy: Misy mpifatotra anankiray ato navelan'i Feliksa,