Acts 25:15 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa fony aho tany Jerosalema dia niampanga azy sy nangataka izay hanamelohana azy ny mpisorona sy ny loholon’ny Jiosy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fony aho tany Jerosalema, dia nampangain’ny lehiben’ny mpisorona sy ny loholon’ny Jody tamiko izy io, sady nangatahiny hohelohina.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fony aho tany Jerosalema, dia tonga teo amiko ny lohandoha-mpisorona sy ny loholona jiosy hiampanga azy ary niangavy ahy hanameloka azy.
Malagasy Bible 1865
koa tamin'izaho tany Jerosalema ny mpisorona sy ny loholon'ny Jiosy niampanga azy ka nangataka izay hanamelohana azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa fony aho tany Jerosalema dia niampanga azy sy nangataka izay hanamelohana azy ny mpisorona sy ny loholon’ny Jiosy*
malagasy
koa tamin'izaho tany Jerosalema ny mpisorona sy ny loholon'ny Jiosy niampanga azy ka nangataka izay hanamelohana azy.