Acts 25:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia novaliko hoe: Tsy fanaon’ny Romana ny manolotra olona raha tsy mbola mifanatrika ny ampangaina sy ny mpiampanga ka mahazo mandahatra hanala tsiny ny tenany ny amin’izay niampangan’ireo azy izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa hoy ny navaliko azy ireo: ‹Tsy fanaon’ny Rômanina ny manameloka olona raha tsy efa nifanatrika tamin’ny mpiampanga azy ny ampangaina, ka nahazo nanala tsiny ny tenany amin’izay iampangana azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no navaliko an-dry zareo: «Tsy fanaon’ny Rômanina ny manameloka olona raha tsy efa nampifanatrehina tamin’ny mpiampanga ny ampangaina ary nahazo niaro tena nanohitra ny fiampangana.»
Malagasy Bible 1865
Fa namaly azy kosa aho hoe: Tsy fanaon'ny Romana ny manolotra olona, raha tsy mbola mifanatrika ny ampangaina sy ny mpiampanga, ka mahazo mandahatra hanala tsiny ny tenany ny amin'izay niampangan'ireo azy izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia novaliko hoe: Tsy fanaon’ny Romana ny manolotra olona raha tsy mbola mifanatrika ny ampangaina sy ny mpiampanga ka mahazo mandahatra hanala tsiny ny tenany ny amin’izay niampangan’ireo azy izy.
malagasy