Acts 25:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa tonga tatỳ izy ireo dia tsy nitaredretra aho, fa ny ampitso ihany dia nipetraka teo amin’ny fitsarana ka nasaiko nalaina Ralehilahy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia tonga tatỳ izy ireo, ka tsy nangataka andro akory aho, fa ny ampitso ihany dia nipetraka teo amin’ny fitsarana sy nampaka ilay lehilahy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka dia tonga teto niaraka tamiko izy rehetra. Tsy nangataka andro aho fa ny ampitson’iny ihany dia nipetraka teo amin’ny fitsarana aho ka nasaiko nalaina ralehilahy.
Malagasy Bible 1865
Ary raha tonga tatỳ izy, dia tsy mba nijanonjanona aho, fa nony ampitso dia nipetraka teo amin'ny fitsarana, ka nasaiko nalaina ralehilahy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa tonga tatỳ izy ireo dia tsy nitaredretra aho, fa ny ampitso ihany dia nipetraka teo amin’ny fitsarana ka nasaiko nalaina Ralehilahy.
malagasy
Ary raha tonga tatỳ izy, dia tsy mba nijanonjanona aho, fa nony ampitso dia nipetraka teo amin'ny fitsarana, ka nasaiko nalaina ralehilahy.