Acts 25:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nitsangana anefa ireo mpiampanga ireo dia tsy mba niampanga azy araka izay zavatra ratsy nampoiziko akory izy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nony nitsangana ry zareo mpiampanga, dia tsy heloka araka izay nampoiziko no nitoriany azy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nony nitsangana ireo mpiampanga, dia tsy nisy zava-dratsy araka izay nampoiziko nitoriany azy.
Malagasy Bible 1865
Rehefa nitsangana ireo mpiampanga ireo, dia tsy mba niampanga azy araka izay zavatra ratsy nampoiziko izy tsy akory,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nitsangana anefa ireo mpiampanga ireo dia tsy mba niampanga azy araka izay zavatra ratsy nampoiziko akory izy,
malagasy
Rehefa nitsangana ireo mpiampanga ireo, dia tsy mba niampanga azy araka izay zavatra ratsy nampoiziko izy tsy akory,