Acts 25:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa adihevitra taminy ny amin’ny fivavahany sy ny amin’izany Jesosy izany, izay efa maty, nefa nolazain’i Paoly ho velona, no nataony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa ady hevitra momba ny fivavahany sy momba an’i Jesoa anankiray efa maty, nefa lazain’i Paoly hoe velona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny niadiany hevitra tamin’i Paoly dia momba ny fivavahany sy izany Jesoa efa maty izany saingy nolazain’i Paoly hoe velona.
Malagasy Bible 1865
fa nanana ady hevitra taminy ny amin'ny fivavahany sy ny amin'izay Jesosy anankiray efa maty, nefa nolazain'i Paoly ho velona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa adihevitra taminy ny amin’ny fivavahany sy ny amin’izany Jesosy izany, izay efa maty, nefa nolazain’i Paoly ho velona, no nataony.
malagasy
fa nanana ady hevitra taminy ny amin'ny fivavahany sy ny amin'izay Jesosy anankiray efa maty, nefa nolazain'i Paoly ho velona.