Acts 25:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nanambara taminy izay niampangany an’i Paoly ny lehiben’ny mpisorona sy ny olo-manankaja tamin’ny Jiosy sady niangavy taminy
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ka nanatona azy ny lehiben’ny mpisorona mbamin’ny loholon’ny Jody, hiampanga an’i Paoly.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tonga teo aminy hiampanga an’i Paoly ny lohandoha-mpisorona sy ny loholona jiosy. Nitaky tombontsoa tamin’i Festo ry zareo ary niangavy azy,
Malagasy Bible 1865
Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny olona manan-kaja tamin'ny Jiosy nanambara taminy izay niampangany an'i Paoly sady niangavy taminy
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nanambara taminy izay niampangany an’i Paoly ny lehiben’ny mpisorona sy ny olo-manankaja tamin’ny Jiosy* sady niangavy taminy
malagasy
Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny olona manan-kaja tamin'ny Jiosy nanambara taminy izay niampangany an'i Paoly sady niangavy taminy