Acts 25:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria sahiran-tsaina aho ny amin’ny hitsarana izany zavatra izany dia nanontany aho na tian-dRalehilahy ny hankany Jerosalema hotsaraina any ny amin’izany zavatra izany, na tsia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy hitako be ihany izay hamotorana izany zavatra izany, ka nanontany an-dralehilahy aho sao tiany ny hotsaraina any Jerosalema ny amin’izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Very hevitra aho ny amin’ny hamotopotorana izany raharaha izany, ka dia nanontaniako i Paoly raha tiany ny hankany Jerosalema hotsaraina any momba izany raharaha izany.
Malagasy Bible 1865
Ary satria variana ny hevitro ny amin'ny hitsarana izany zavatra izany, dia nanontany aho na tian-dralehilahy ny hankany Jerosalema hotsaraina any ny amin'izany zavatra izany, na tsia,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria sahiran-tsaina aho ny amin’ny hitsarana izany zavatra izany dia nanontany aho na tian-dRalehilahy ny hankany Jerosalema hotsaraina any ny amin’izany zavatra izany, na tsia.
malagasy
Ary satria variana ny hevitro ny amin'ny hitsarana izany zavatra izany, dia nanontany aho na tian-dralehilahy ny hankany Jerosalema hotsaraina any ny amin'izany zavatra izany, na tsia,