Acts 25:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Rehefa nangataka fitsarana ambony any amin’ny amperora i Paoly dia nasaiko nambenana mandra-pandefako azy ho any amin’i Kaisara.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Dia nangataka hotsarain’ny amperora i Paoly, ka nasaiko nambenana mandra-pandefako azy any amin’i Sezara.› »
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nefa moa nampiakatra ny raharaha i Paoly mba ho ny amperôra rômanina no ho tompon’ny teny farany momba azy. Dia nasaiko nambenana izy mandra-pahazoako handefa azy any amin’ny amperôra rômanina.
Malagasy Bible 1865
Ary rehefa nangataka hambenana hotsarain'ny mpanjaka Paoly, dia nasaiko nambenana mandra-pandefako azy ho any amin'i Kaisara.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Rehefa nangataka fitsarana ambony any amin’ny amperora i Paoly dia nasaiko nambenana mandra-pandefako azy ho any amin’i Kaisara.
malagasy
Ary rehefa nangataka hambenana hotsarain'ny mpanjaka Paoly, dia nasaiko nambenana mandra-pandefako azy ho any amin'i Kaisara.